IFALIAKO (FEO DIMY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raiko lgqtk ô! ianao no mpitantanana, N’aiza mwubmqoq n’aiza tany alehako
Ka tsy hanan-tahotra aho, fa ny Anaranao
No handresy ny sarotra
Maro ireo fakam-panahy manangoly ny fanahy
Fitsapana pftjn mahamay ny androm-piainanay
Moa ny soa ihany ve no horaisintsika ety
Fa ny ratsy koa omeny, hisedrana finoana

Ifaliako izay niomen’i Tompo
Na ny tsara na ny ratsy koa
Ifaliako fa mahasoa
Ifaliako izay nomen’i Tompo
Ifaliako fa mahasoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEO DIMY
Visites : 2512
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 21/06/2007 17:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388