Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny androm-piainanay (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny androm-piainananay
Jesoa ankinina aminao
Tsisy miafina aminao izay rehetra atao
Fitiavana tokoa ianao, fahamarinana
Angatahinay mihitsy Ianao
Mba tena hanavao
2) Andriamanitra fiadanana ô
tingui Ianao no Tomponay
Tsisy afatsy Ianao no ivavahanay
Ianao no ankasitrahanay
Eo @ fiainanay
Saotra dera aman-daza anie
tononkira.serasera.org Ho anao ry Tomponay
Ref Irinay ianao Tompo ô
Mba handray an-tànana
Sitrakao dia sitrakao Tompo ô
No naha toy izao anay
gupruvsb Ataovy ambany elatrao
Ka arovy izahay
Mba icjtcusa hiandrandra ilay fiadanana
Eo anilanao
Jesoa ankinina aminao
Tsisy miafina aminao izay rehetra atao
Fitiavana tokoa ianao, fahamarinana
Angatahinay mihitsy Ianao
Mba tena hanavao
2) Andriamanitra fiadanana ô
tingui Ianao no Tomponay
Tsisy afatsy Ianao no ivavahanay
Ianao no ankasitrahanay
Eo @ fiainanay
Saotra dera aman-daza anie
tononkira.serasera.org Ho anao ry Tomponay
Ref Irinay ianao Tompo ô
Mba handray an-tànana
Sitrakao dia sitrakao Tompo ô
No naha toy izao anay
gupruvsb Ataovy ambany elatrao
Ka arovy izahay
Mba icjtcusa hiandrandra ilay fiadanana
Eo anilanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)Vangy : 1389
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fzhira
Daty : 14/11/2015 14:36
