Ny androm-piainanay (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ny androm-piainananay
Jesoa ankinina aminao
Tsisy miafina aminao izay rehetra atao
Fitiavana tokoa ianao, fahamarinana
Angatahinay mihitsy Ianao
Mba tena hanavao
2) Andriamanitra fiadanana ô
Ianao no Tomponay
Tsisy afatsy Ianao no ivavahanay
yshznyn Ianao no ankasitrahanay
Eo @ fiainanay
Saotra dera aman-daza anie
Ho anao ry Tomponay
Ref Irinay ianao Tompo xlzs ô
Mba handray an-tànana
Sitrakao dia sitrakao Tompo tononkira.serasera.org ô
No naha toy izao anay
Ataovy ambany elatrao
Ka arovy izahay
Mba hiandrandra ilay fiadanana
bumdsh Eo anilanao
Jesoa ankinina aminao
Tsisy miafina aminao izay rehetra atao
Fitiavana tokoa ianao, fahamarinana
Angatahinay mihitsy Ianao
Mba tena hanavao
2) Andriamanitra fiadanana ô
Ianao no Tomponay
Tsisy afatsy Ianao no ivavahanay
yshznyn Ianao no ankasitrahanay
Eo @ fiainanay
Saotra dera aman-daza anie
Ho anao ry Tomponay
Ref Irinay ianao Tompo xlzs ô
Mba handray an-tànana
Sitrakao dia sitrakao Tompo tononkira.serasera.org ô
No naha toy izao anay
Ataovy ambany elatrao
Ka arovy izahay
Mba hiandrandra ilay fiadanana
bumdsh Eo anilanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)Hits : 1452
Likes : 1 Like
Created by : fzhira
Date : 14/11/2015 14:36
