Mpanara-dia Anao (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô!
Aza avela hifanavagnavana ny mpanara-dia Anao
Ampahatsiahivo ilay fitiavana
Zaraina tsisy zjzjej ambiny, fitia ts’ilàna tambiny

Tsy hoe be tangolaza na hanao mubovur fisainan-jaza
No ahatongavan’eto izao fa ny hiresak’Aminao

Misy zava-misy marina Tena maha-tsy tafarina Ety an-tany ety aoriana ny fitia
Hisy loza sy atambo fa betsaka miambo ho mpanara-dia Anao
Nefa dia izao, indreo mitonatonana, mifankahala
Hatrany am-piangonana no miady ho
lohany, ny anatra nalohany

Nefa ny anatrao, ts’izany velively, ts’izany houou velively
Fa zay bitika sy kely aminay hoy ianao no asandratra
No asandratra tononkira.serasera.org tsy manody hatramin’ny fahavalo
Dia hoy koa Ianao ny finoana no hamafiso mamela izay mba diso
Nefa izahay mihoko sahy manangana antoko
Entinay hampifandrafy ahiahy no afafy
Hampiray anay izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Vangy : 1437
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pusseauboy
Daty : 11/04/2017 18:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1587