Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mihobia an'i Jehovah (Salamo 100) (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia an’I Jehovah ry tany rehetra
Manompoa an’I Jehovah amin’ny fifaliana
Mankanesa pnsfm eo anatrehany amin’ny fihobiana
Aoka ho tononkira.serasera.org fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra
Izy no nanao antsika ary Azy isika
Dia olony, ondry fiandriny
Midira eo amin’ny vavahady amin’ny fisaorana
Ary gnlayaj eo ankianjany amin’ny fiderana
Misaora Azy mankalazà ny Anarany
Fa tsara Jehovah mandrakizay jcvmrxcx ny famindrapony
Ary mihatra amin’ny taranaka fara-mandimby
Ny fahamarinany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fehizoron'i Ziona (FZ)Vangy : 1982
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : pusseauboy
Daty : 11/04/2017 17:13