Mihobia an'i Jehovah (Salamo 100) (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia dvsq an’I Jehovah ry tany rehetra
Manompoa an’I Jehovah amin’ny fifaliana
Mankanesa jivnqz eo anatrehany amin’ny fihobiana
Aoka ho fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra
Izy no nanao antsika ary Azy isika
Dia olony, ondry fiandriny
Midira eo amin’ny vavahady amin’ny fisaorana
Ary eo ankianjany amin’ny fiderana
Misaora Azy mankalazà ny Anarany
Fa tsara Jehovah mandrakizay tononkira.serasera.org ny famindrapony
Ary mihatra uxngyl amin’ny taranaka fara-mandimby
Ny fahamarinany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)Visites : 1981
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:13