Getsemane (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Lay ora tao Getsamane  Tsaroako tsara iajlz izao
Fa Tompo tia lljfavhl sy lehibe  No tena ory loatra tao

Refrain :Tsaroako zao ilay Getsemane
Zay niaretanao, tsy haiko hadinoina re
Lay fahoriana tao

2. Ny mpianatra malalanao
Natory avokoa, nafoiny izao rehetra izao
Jesosy Tompo tia tokoa

3. Nanjary rà ny jjylloo dinitrao Noho ny helokay
Fadiranovana ianao Fa nisolo voina anay

4. Soraty ao am-poko re Ho sary velona tononkira.serasera.org ao
Ny sarin’I Getsemane Izay niaretanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Visites : 2198
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 18:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0595