Getsemane (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Lay ora tao Getsamane  tvsjed Tsaroako tsara izao
Fa Tompo tia sy lehibe  No tena ory loatra tao

Refrain :Tsaroako zao ilay Getsemane
Zay niaretanao, tsy haiko hadinoina re
Lay fahoriana tao

2. Ny mpianatra malalanao
Natory avokoa, nafoiny izao rehetra pujp izao
Jesosy Tompo tia rqlwyu tokoa

3. Nanjary rà ny dinitrao Noho ny helokay
Fadiranovana ianao Fa nisolo voina anay

4. Soraty ao am-poko re Ho sary velona ao
Ny sarin’I Getsemane Izay niaretanao
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1077