Azovy e! (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azovy e ! Azovy e!
Azôvy nitsangana eyah! tamin’ny andra dtgf fahatelo ô!
Jesôsy nampijalieny, Jesôsy lay novoneny
Jesosy e eyah !
Tsy tôndra e! Tsy tôndran’ny fasana eyah!
Fô tonga izy io mahery e! Yô Yô!
Nitsangana ka velono
Nandresy ny fahafatesana

1. Jesôsy Tompo qbcbfgs ’zay nigagana (Jesoa)
Jesôsy Tompo ‘lay be fiandrana (Jesoa)
‘lay nanadôso aretin-jiaby (Jesoa)
Ny bôka, ny gila, ny tononkira.serasera.org malemy vity ( Jesoa Kristy)
Jesôsy Tompo nampijalieny  (Jesoa)
Jesôsy Tompo dia novoneny (Jesoa)
Naty Jesôsy fa tsy vandivandy (Jesoa)
‘Zio ty ndreky izy efa tsy naty (Amen Amen)

2. Naty izy beky anadoso ny ratsy ( Jesoa)
Ho famonjena rô olo aby ty (Jesoa)
Velono dreky Izy efa tsy naty fhyo (Jesoa)
Velono Jesôsy ‘lay be fitia (Jesoa Kristy)
Mikonkono amin’ny fonô (Jesoa)
Atôva karibo izy hidriky ô! (Jesoa)
Ameza plasy Izy mba hanjakany (Jesoa)
Amezany anô fahasoavany (Amen Amen)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Visites : 1676
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 18:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1593