Ampidiro aloha ny tenimiafina
Azovy e! (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azovy e ! Azovy e!
Azôvy nitsangana eyah! tamin’ny andra fahatelo ô!
Jesôsy nampijalieny, Jesôsy lay novoneny
Jesosy e eyah !
Tsy tôndra e! Tsy tôndran’ny fasana eyah!
Fô tonga izy io mahery e! Yô Yô!
Nitsangana ka velono
Nandresy ny fahafatesana
1. Jesôsy Tompo ’zay nigagana (Jesoa)
Jesôsy Tompo ‘lay be fiandrana (Jesoa)
‘lay zdebbeej nanadôso aretin-jiaby (Jesoa)
Ny bôka, ny gila, ny malemy vity ( Jesoa Kristy)
Jesôsy Tompo nampijalieny (Jesoa)
Jesôsy Tompo dia novoneny (Jesoa)
Naty Jesôsy fa tsy vandivandy (Jesoa)
‘Zio ty tononkira.serasera.org ndreky izy efa tsy naty (Amen Amen)
2. nypuxcau Naty izy beky anadoso ny ratsy ( Jesoa)
Ho famonjena rô olo aby ty (Jesoa)
Velono dreky Izy efa tsy naty (Jesoa)
Velono Jesôsy ‘lay be fitia (Jesoa Kristy)
Mikonkono amin’ny fonô (Jesoa)
Atôva karibo izy hidriky ô! (Jesoa)
Ameza plasy Izy mba hanjakany (Jesoa)
Amezany anô fahasoavany (Amen mzcnq Amen)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)Visites : 1743
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 18:14