Tonga soa (Farakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny ianao zao indray vao hita
Tonga soa avy any am-pita
Nikaroka nanovo soa
Olom-banona tokoa

Ela nifandao isika
Ela tsy nifankahita
Iny ianao mitondra aina
Tsiky sy fanantenana

Izany hafaliana eto sqrpkzx anilanao ry Tiana
Feno ery ny fo tratra ajmzl avokoa izay niriana

fiverenana:
eh! Ny hiram-pifaliana,No hitsenana anao ry Tiana
Hirahiram-pifaliana, fa tojo ho avy tsara rindra
eh,eh! Ny hiram-pifaliana ,No hitsenana anao ry Tiana
Hirahiram-pifaliana, Fa tojo ho avy tsara rindra

Ravo ery mandray anao
Olom-banona toy izao
Olon-kendry sy to teny
Nandray ireo ana-dRay sy Reny

Izany hafaliana eto anilanao ry Tiana
Feno ery ny fo, tratra npzfcbh avokoa izay niriana

fiverenana:
eh! Ny hiram-pifaliana, No hitsenana anao ry Tiana
Hirahiram-pifaliana, Fa tojo ho avy tsara rindra
eh,eh! Ny hiram-pifaliana,No hitsenana anao ry Tiana
Hirahiram-pifaliana, Fa tojo ho avy tsara rindra

izany hafaliana,eto anilanao ry Tiana
Feno ery fo,Tratra avokoa izay niriana
eh! Ny hiram-pifaliana,(fa indro ianao ry tiana) No hitsenana anao ry tononkira.serasera.org Tiana (hitondra fifaliana)
Hirahiram-pifaliana,(tonga ianao fanantenana) Fa tojo ho avy tsara rindra
eh,eh! Ny hiram-pifaliana (hirahiram-pifaliana), No hitsenana anao ry Tiana (no hitsenana anao ry Tiana)
Hirahiram-pifaliana  Fa tojo ho avy tsara rindra
faly mahita anao,faly mandray anao TONGASOA EH!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Farakely
Hits : 1956
Likes : 1 Like
Created by : faraandrianintsoa
Date : 03/06/2019 12:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2191