Tonga soa (Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny ianao zao indray vao hita
Tonga soa avy any am-pita
Nikaroka nanovo soa
Olom-banona tokoa
Ela nifandao isika
Ela tsy nifankahita
Iny ianao mitondra aina
Tsiky sy fanantenana
Izany qokki hafaliana eto anilanao ry Tiana
Feno ery ny fo tratra avokoa izay niriana
fiverenana:
eh! Ny hiram-pifaliana,No hitsenana anao ry Tiana
Hirahiram-pifaliana, fa tojo ho avy tsara rindra
eh,eh! Ny hiram-pifaliana ,No hitsenana anao ry Tiana
Hirahiram-pifaliana, Fa tojo ho avy tsara rindra
Ravo ery mandray anao
Olom-banona toy izao
Olon-kendry sy to teny
Nandray ireo ana-dRay sy Reny
Izany hafaliana eto anilanao ry Tiana
Feno ery ny fo, tratra avokoa izay niriana
fiverenana:
eh! Ny hiram-pifaliana, No hitsenana anao ry Tiana

eh,eh! ffrl Ny hiram-pifaliana,No hitsenana anao ry Tiana

izany sthdv hafaliana,eto anilanao ry tononkira.serasera.org Tiana
Feno ery fo,Tratra avokoa izay niriana
eh! Ny hiram-pifaliana,(fa indro ianao ry tiana) No hitsenana anao ry Tiana (hitondra fifaliana)
Hirahiram-pifaliana,(tonga ianao fanantenana) Fa tojo ho avy tsara rindra
eh,eh! Ny hiram-pifaliana (hirahiram-pifaliana), No hitsenana anao ry Tiana (no hitsenana anao ry Tiana)
Hirahiram-pifaliana Fa tojo ho avy tsara rindra
faly mahita anao,faly mandray anao TONGASOA EH!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FarakelyVangy : 1957
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : faraandrianintsoa
Daty : 03/06/2019 12:52