tsy nambaranao ahy (Fara Andriamamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha ho any andanitra isika
hijoro eo tononkira.serasera.org aminy fitsarana
hifaly sy hiravo hanatrika ny tompo
nefa hisy maro any
hijery anao ka hitomany
hikika sy hidradradra oe
       tsy nambaranao ahy izy
    cvzudpev    tsy nasehonao ahy ny mazava
       hitanao isanadro aho
       fantatrao ny momba qnxv ahy
       nefa tsy nambaranao "jeso"
raha ohph tsapanao fa
jeso de tena tianao
sy malahelo izao
rehetra izao mbola very
apetraho zay mavesatra
ndeha ambarao ilay "fitiavana"
sao mbola hisy any hilaza oe
       tsy nambaranao ahy izy
       tsy nasehonao ahy
       ny mazava
       hitanao isan’andro aho
       fantatrao  fa very aho
       nefa tsy nambaranao "jeso"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4584