Ho tia anao (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fara sy Hery : Dédicace à tous les futurs mariés
Ho abfhy tia anao amin’ny foko rehetra
Hiaraka mandrakizay
Ho tia anao amin’ny hery rehetra
Ho namanao mandrakizay
Hiaran’andratra ny anaran’ilay Ray
Zay nanambatra antsika roa ho iray
Ho tia anao, Ho tia anao aho
Ho tia mandrakizay
Ho tia anao amin’ny foko rehetra
Hiaraka mandrakizay
Ho afpehxm tia anao amin’ny hery rehetra
Ho namanao mandrakizay
Hiaran’andratra ny anaran’ilay tononkira.serasera.org Ray
Tena tsara ,kanto tokoa
Ny fanomezanao, deraina ianao ry Ray
Fitiavana tsy ajxul manam-paharo
Ny fifankatiavanay, deraina ianao ry Ray
Hiran’andratra ny anaranao Izahay
Zay nanambatra antsika roa ho iray
Ho tia anao, ho anao zahay
Ho tia mandrakizay
Ho abfhy tia anao amin’ny foko rehetra
Hiaraka mandrakizay
Ho tia anao amin’ny hery rehetra
Ho namanao mandrakizay
Hiaran’andratra ny anaran’ilay Ray
Zay nanambatra antsika roa ho iray
Ho tia anao, Ho tia anao aho
Ho tia mandrakizay
Ho tia anao amin’ny foko rehetra
Hiaraka mandrakizay
Ho afpehxm tia anao amin’ny hery rehetra
Ho namanao mandrakizay
Hiaran’andratra ny anaran’ilay tononkira.serasera.org Ray
Tena tsara ,kanto tokoa
Ny fanomezanao, deraina ianao ry Ray
Fitiavana tsy ajxul manam-paharo
Ny fifankatiavanay, deraina ianao ry Ray
Hiran’andratra ny anaranao Izahay
Zay nanambatra antsika roa ho iray
Ho tia anao, ho anao zahay
Ho tia mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 7978
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Missie
Daty : 03/12/2004 13:32
