Aoka hatoky Azy (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka puicnwf hatoky Azy ny fonao
Atolory Azy ny fiainanao
F’Izy no hitantana ny ho avinao
’Zay mampanahy anao
Maizina ve ny ampitsonao
Ka czdu tsy fantatrao izay tokony hatao
Aza manary toky
Fa mbola ao Jeso
Mbola ao Jeso uuzq tia
Izy Ilay fahazavana hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao tononkira.serasera.org ‘zay anaty haizina
‘Zay mitady hiainana
Aoka hatoky Azy………..
‘Jeso ‘lay fahazavana hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao ‘zay anaty haizina
‘Zay mitady hiainana
Aoka hatoky Azy……….
Atolory Azy ny fiainanao
F’Izy no hitantana ny ho avinao
’Zay mampanahy anao
Maizina ve ny ampitsonao
Ka czdu tsy fantatrao izay tokony hatao
Aza manary toky
Fa mbola ao Jeso
Mbola ao Jeso uuzq tia
Izy Ilay fahazavana hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao tononkira.serasera.org ‘zay anaty haizina
‘Zay mitady hiainana
Aoka hatoky Azy………..
‘Jeso ‘lay fahazavana hatrizay
Mbola hanazava anao indray
Ianao ‘zay anaty haizina
‘Zay mitady hiainana
Aoka hatoky Azy……….
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 5550
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 16/11/2007 13:07
