Velona Jesosy (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona Jesosy
resiny ny fahafatesana
tsy nahatazona Azy
tsy nahatazona fvoko ny fasana
fa tononkira.serasera.org ny heriny dia
mahagaga tsy takatry ny sainao
velona Jesosy
tsy miova omaly anio mandrakizay
Ao sokafy ny fo
andrandrao ny maso
asandrato ny feo
hiderana azy
fa Izy no Mpanjakan’ny
hery rehetra miasa
ary guqaffbu koa Mpandresy
udxspyf izay fahavalo ety
resiny ny fahafatesana
tsy nahatazona Azy
tsy nahatazona fvoko ny fasana
fa tononkira.serasera.org ny heriny dia
mahagaga tsy takatry ny sainao
velona Jesosy
tsy miova omaly anio mandrakizay
Ao sokafy ny fo
andrandrao ny maso
asandrato ny feo
hiderana azy
fa Izy no Mpanjakan’ny
hery rehetra miasa
ary guqaffbu koa Mpandresy
udxspyf izay fahavalo ety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 15698
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mumu-onisoa
Daty : 09/05/2004 03:11
