Ampy ho anao ny fahasoavako (Fara Andriamamonjy)

Eto anatrehanao ry Ray ndreto izahay
Hitondra ny fanatitra fisaorana
Fa mendrika indrindra Ianao ny handray
Ny dera voninahitra mandrakizay

Havaozinao isa-maraina ho anay
Nyfamindram-ponao sy ny fitiavanao anay
Ary isan’andro Ianao miahy; milaza oa
Hoe ampy ho anao ny fahasoavako

Fara Andriamamonjy
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/fara-andriamamonjy/ampy-ho-anao-ny-fahasoavako
Hevitra
Hiratiana ( 09/11/2015 08:13)
mba asio ny tonon'ilay version anglaise azfd,merci
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fara Andriamamonjy
Vangy : 14063
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 01/08/2002 14:53
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0398