tsy nambaranao ahy (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha ho any andanitra isika
hijoro eo aminy fitsarana
hifaly sy hiravo hanatrika ny tompo
nefa hisy maro pymukrap any
hijery anao ka hitomany
hikika sy hidradradra oe
tsy nambaranao ahy izy
tsy nasehonao ahy ny mazava
hitanao isanadro aho
fantatrao ny momba tononkira.serasera.org ahy
nefa tsy warifvcf nambaranao "jeso"
raha tsapanao fa
jeso de tena tianao
sy malahelo izao
rehetra izao mbola very
apetraho zay mavesatra
ndeha ambarao ilay "fitiavana"
sao mbola hisy any hilaza oe
tsy nambaranao ahy izy
tsy nasehonao ahy
ny mazava
hitanao isan’andro aho
fantatrao fa very aho
ijeqodub nefa tsy nambaranao "jeso"
hijoro eo aminy fitsarana
hifaly sy hiravo hanatrika ny tompo
nefa hisy maro pymukrap any
hijery anao ka hitomany
hikika sy hidradradra oe
tsy nambaranao ahy izy
tsy nasehonao ahy ny mazava
hitanao isanadro aho
fantatrao ny momba tononkira.serasera.org ahy
nefa tsy warifvcf nambaranao "jeso"
raha tsapanao fa
jeso de tena tianao
sy malahelo izao
rehetra izao mbola very
apetraho zay mavesatra
ndeha ambarao ilay "fitiavana"
sao mbola hisy any hilaza oe
tsy nambaranao ahy izy
tsy nasehonao ahy
ny mazava
hitanao isan’andro aho
fantatrao fa very aho
ijeqodub nefa tsy nambaranao "jeso"
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fara AndriamamonjyVisites : 17400
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : chipie1
Date : 16/09/2004 10:24
