You are here: home > Tononkira > Fara Andriamamonjy

Ampianaro (Fara Andriamamonjy)

https://tononkira.serasera.org/hira/fara-andriamamonjy/ampianaro

Ampianaro aho, mpamonjy o
Hanao ny sitraponao
Fa Ianao no Tompoko
Omeo fo manaiky ny fitondranao
Sy hotarihin’ny Fanahinao.

Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao Tsiky dia ampyno Andriamanitro

Omeo hetaheta sy fitiavana aho
Hanatontosako izay tianao
Hisaotra amin’ny zavatra rehetra
F’ao no misy fiadanana.

Ref: Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro
Ampianaro hanao ny sitrakao
Fa Ianao no Andriamanitro

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Fara Andriamamonjy
Mpamaky : 147
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : RhyJonathan
Tamin'ny : 27/02/2020 12:58:29
ID : 12584

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo