tsy nambaranao ahy (Fara Andriamamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha ho any andanitra isika
hijoro eo aminy fitsarana
hifaly sy hiravo hanatrika ny tompo
nefa hisy maro any
hijery anao ka hitomany
hikika sy hidradradra oe
       tsy nambaranao ahy izy
       tsy nasehonao ahy ny mazava
      uppars  hitanao isanadro aho
       fantatrao ny momba ahy
       nefa tsy nambaranao fizxvkew "jeso"
raha tsapanao fa
jeso de tena tianao
sy malahelo izao
rehetra izao mbola very
apetraho zay mavesatra
ndeha ambarao ilay "fitiavana"
sao mbola hisy any hilaza oe
       tsy nambaranao tononkira.serasera.org ahy izy
       tsy nasehonao ahy
       ny mazava
       hitanao isan’andro hwbycst aho
       fantatrao  fa very aho
       nefa tsy nambaranao "jeso"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8986