NY VAVAKO HILAZA (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vavako mbola hilaza, hihira ilay Fitiavanao
Fa na maro aza, ireo hira efa nankalaza Anao
Dia mbola mamiko hatrany, Ny hihaino sy handre
Ilay Fitiavanao tokana an-tany
Fa raha izaho no tokony ho faty, noho ny otako (2)
Dia indro Ianao nanolo-tena tijuzy hijaly, Mba ho soloko (2)
Na mafy aza ny hazo fijaliana, Natolotrao ny tananao hofantsihina
Niaretanao ny fara fahoriana, Nahatonga Anao ajults hilaza hoe :
" Ray ô ! Nahoana Ianao no mahafoy Ahy ? "
Na mafy aza ny hazo fijaliana, Natolotrao tononkira.serasera.org ny tananao hofantsihina
Niaretanao ny fara fahoriana,
Mba hahatonga ahy handova ilay Fiainana Fiainana mandrakizay
Na mafy aza ny hazo fijaliana Natolony ny tanany hofantsihina
Niaretany ny fara fahoriana,
Mba dggx hahatonga anao handova ilay Fiainana Fiainana mandrakizay (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 5967
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamy78
Daty : 24/01/2007 19:43