tsy nambaranao ahy (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha ho any andanitra isika
hijoro eo aminy fitsarana
hifaly sy hiravo hanatrika ny tompo
nefa hisy maro any
hijery anao ka hitomany
hikika sy hidradradra oe
vbydmv tsy nambaranao ahy izy
tsy nasehonao ahy ny mazava
hitanao isanadro aho
fantatrao ny momba ahy
nefa tsy nambaranao "jeso"
raha tsapanao fa
jeso de tononkira.serasera.org tena tianao
sy malahelo izao
rehetra izao mbola very
apetraho zay mavesatra
ndeha ambarao ilay "fitiavana"
sao mbola hisy any hilaza oe
ekfeezxu tsy nambaranao ahy izy
tsy nasehonao ahy
ibnp ny mazava
hitanao isan’andro aho
fantatrao fa very aho
nefa tsy nambaranao "jeso"
hijoro eo aminy fitsarana
hifaly sy hiravo hanatrika ny tompo
nefa hisy maro any
hijery anao ka hitomany
hikika sy hidradradra oe
vbydmv tsy nambaranao ahy izy
tsy nasehonao ahy ny mazava
hitanao isanadro aho
fantatrao ny momba ahy
nefa tsy nambaranao "jeso"
raha tsapanao fa
jeso de tononkira.serasera.org tena tianao
sy malahelo izao
rehetra izao mbola very
apetraho zay mavesatra
ndeha ambarao ilay "fitiavana"
sao mbola hisy any hilaza oe
ekfeezxu tsy nambaranao ahy izy
tsy nasehonao ahy
ibnp ny mazava
hitanao isan’andro aho
fantatrao fa very aho
nefa tsy nambaranao "jeso"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 17978
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : chipie1
Daty : 16/09/2004 10:24
