NY VAVAKO HILAZA (Fara Andriamamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vavako mbola hilaza, hihira ilay Fitiavanao
Fa na maro aza, ireo hira efa nankalaza Anao
Dia mbola mamiko hatrany, Ny hihaino sy handre
Ilay Fitiavanao tokana an-tany
Fa raha izaho no tokony ho faty, noho ny otako (2)
Dia indro Ianao nanolo-tena hijaly, Mba ho soloko (2)

Na mafy aza ny hazo fijaliana, Natolotrao sxtccyqa ny tananao hofantsihina
Niaretanao ny fara fahoriana, Nahatonga Anao hilaza hoe :
" sqigzunv Ray ô ! Nahoana Ianao no mahafoy Ahy ? "

Na mafy aza ny hazo fijaliana, Natolotrao ny tananao hofantsihina
Niaretanao ny fara fahoriana,
Mba tononkira.serasera.org hahatonga ahy handova ilay Fiainana Fiainana mandrakizay

Na mafy aza ny hazo fijaliana Natolony ny tanany hofantsihina
Niaretany ny fara fahoriana,
Mba hahatonga bzge anao handova ilay Fiainana Fiainana mandrakizay (2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106