Navadiko ny pejy (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Navadiko ny pejy fa mbola ianao no kkgo hitako,
Ny manadino anao mihitsy no tsy vitako
Manahy mafy aza aho indraindray
Fa mbola hamatotra ahy ny alaheloko anao.
Nivadika ny taona tononkira.serasera.org fa mbola ianao no mamiko
Ny manadino anao mihitsy no tsy laniko
Manahy mafy aza aho indraindray
Fa odoqbm qnquwf handoro mahamay ny alaheloko anao
Ka na inona na inona atao
Dia mifikitra ao an-dohako
Ny alaheloko anao
Ny anaranao
Tsy mety voafafa
Na asoloko hafa
Ny anaranao
Ny alaheloko anao
Ny alaheloko anao
Ny manadino anao mihitsy no tsy vitako
Manahy mafy aza aho indraindray
Fa mbola hamatotra ahy ny alaheloko anao.
Nivadika ny taona tononkira.serasera.org fa mbola ianao no mamiko
Ny manadino anao mihitsy no tsy laniko
Manahy mafy aza aho indraindray
Fa odoqbm qnquwf handoro mahamay ny alaheloko anao
Ka na inona na inona atao
Dia mifikitra ao an-dohako
Ny alaheloko anao
Ny anaranao
Tsy mety voafafa
Na asoloko hafa
Ny anaranao
Ny alaheloko anao
Ny alaheloko anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 3346
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/10/2017 11:50
