Navadiko ny pejy (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Navadiko ny pejy fa mbola ianao no tononkira.serasera.org hitako,
Ny manadino anao mihitsy no tsy vitako
Manahy mafy aza aho indraindray
Fa mbola hamatotra ahy ny alaheloko anao.
Nivadika ny taona fa mbola ianao no mamiko
Ny manadino anao mihitsy no tsy laniko
Manahy mafy aza aho indraindray
Fa zmpoj handoro mahamay ny alaheloko anao
Ka na inona na inona atao
Dia mifikitra ao an-dohako
Ny alaheloko anao
Ny anaranao
Tsy bqml mety voafafa
Na tbxdxczh asoloko hafa
Ny anaranao
Ny alaheloko anao
Ny alaheloko anao
Ny manadino anao mihitsy no tsy vitako
Manahy mafy aza aho indraindray
Fa mbola hamatotra ahy ny alaheloko anao.
Nivadika ny taona fa mbola ianao no mamiko
Ny manadino anao mihitsy no tsy laniko
Manahy mafy aza aho indraindray
Fa zmpoj handoro mahamay ny alaheloko anao
Ka na inona na inona atao
Dia mifikitra ao an-dohako
Ny alaheloko anao
Ny anaranao
Tsy bqml mety voafafa
Na tbxdxczh asoloko hafa
Ny anaranao
Ny alaheloko anao
Ny alaheloko anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 3270
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 07/10/2017 11:50
