Fiainako irery (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainako irery, fantatrao tsy miery, hainao tsianjery,
Fa hainao tsy ankiteny ireny rehetra rehetra ireny,
Fantatrao na dia hoe
Tsy ambarambarako ny lalan'ny tantarako...
Ny qwsdv aminao koa fantatro avokoa
Ny ratsy sy ny soa,
Fa hainao tsy ankiteny ireny rehetra rehetra ireny...
Fantatro nzgpizyq na dia hoe tsy tantarainao ahy
Ny anaty fonao sy fanahy...
Tsy mila ny mandre fa topi-maso tononkira.serasera.org dia
Ampy be dia be ny hahalalanao
Ny ao ampo-n'ilay malala. yhweug

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 10375
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/06/2014 00:44