Fiainako irery (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainako irery, fantatrao btqjmxy cbtkwdsr tsy miery, hainao tsianjery,
Fa hainao tsy ankiteny ireny rehetra rehetra ireny,
Fantatrao na dia hoe
Tsy ambarambarako ny lalan'ny tantarako...

Ny aminao koa fantatro avokoa
Ny ratsy sy ny soa,
Fa hainao tsy ankiteny ireny rehetra rehetra ireny...

Fantatro na dia hoe tsy tantarainao tononkira.serasera.org ahy
Ny anaty fonao sy fanahy...

Tsy mila ny mandre fa topi-maso dia
Ampy be dia be ny hahalalanao
Ny nvstci ao ampo-n'ilay malala.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fanja Andriamanantena
Visites : 10262
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/06/2014 00:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469