Fiainako irery (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainako irery, fantatrao tsy doak miery, hainao tsianjery,
Fa hainao tsy ankiteny ireny rehetra tononkira.serasera.org rehetra ireny,
Fantatrao na dia hoe
Tsy ambarambarako ny lalan'ny tantarako...
Ny aminao koa fantatro avokoa
Ny ratsy sy ny soa,
Fa hainao tsy ankiteny ireny rehetra rehetra ireny...
Fantatro na dia hoe tsy tantarainao ahy
Ny anaty fonao sy fanahy...
Tsy mila ny mandre fa topi-maso dia
Ampy be dia qdcpdrbe be ny hahalalanao
Ny ao dwejzv ampo-n'ilay malala.
Fa hainao tsy ankiteny ireny rehetra tononkira.serasera.org rehetra ireny,
Fantatrao na dia hoe
Tsy ambarambarako ny lalan'ny tantarako...
Ny aminao koa fantatro avokoa
Ny ratsy sy ny soa,
Fa hainao tsy ankiteny ireny rehetra rehetra ireny...
Fantatro na dia hoe tsy tantarainao ahy
Ny anaty fonao sy fanahy...
Tsy mila ny mandre fa topi-maso dia
Ampy be dia qdcpdrbe be ny hahalalanao
Ny ao dwejzv ampo-n'ilay malala.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fanja AndriamanantenaHits : 10373
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/06/2014 00:44
