Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maraina (Fangia Kalo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomara-maraina e! ry lanitra iry!
Manefy ny fanantenan'ny fo, fanahy sy saina !
Fa iny masoandro, tsy mianga-pitia !
Samy omeny ny kgsn swan tarany ny miaina !
Ny tazon'ny omaly, dia indro misava,
vao tsenain'ny tsikin'ny androa avy eny atsinanana.
Fa tsisy toa azy lay tara-mazava,
tsy manavaka ny ory sy ny manana.
Asakasak'izay tsy hifoha,
hisakambina aretina an-doha,
tsy hitsena amin-joto, hasoava-mitosaka,
f'efa fanantenana no miposaka.
Zara manko tononkira.serasera.org aza, misy maraina
mbola ahafahan'ny miaina
miandrandra fa ho azony zay ilaina.
Tonony sy feo: Ny mzckxemg R. Fidimanantsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fangia Kalo GasyVangy : 1064
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FangiaKaloGasy
Daty : 06/01/2023 05:44