Maraina (Fangia Kalo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomara-maraina e! ry lanitra iry!
Manefy ny fanantenan'ny fo, fanahy sy ivwl saina !
Fa iny masoandro, tsy tononkira.serasera.org mianga-pitia !
Samy omeny ny tarany ny miaina !
Ny tazon'ny omaly, dia indro misava,
vao tsenain'ny tsikin'ny androa avy eny atsinanana.
Fa tsisy toa azy lay tara-mazava,
tsy manavaka ny ory sy ny manana.
Asakasak'izay tsy hifoha,
hisakambina aretina an-doha,
tsy hitsena amin-joto, hasoava-mitosaka,
f'efa vxtjh fanantenana no miposaka.
Zara manko aza, misy maraina
mbola ahafahan'ny miaina
miandrandra fa ho lnrqhycl azony zay ilaina.
Tonony sy feo: Ny R. Fidimanantsoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fangia Kalo GasyHits : 1113
Likes : 0 Like
Created by : FangiaKaloGasy
Date : 06/01/2023 05:44