Rotsirotsy (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tomany zanako
Aza tomany zanako
Mbola nqwzkp hisy bfsnkpts maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy hilofosako anio
Tsy very io fa tadidio
Fafao ny tomany zanako
Fafao ny tomany zanako
Mbola ho tononkira.serasera.org oemlpkdn avy ny anjaranao
Mbola hizaka an’izao sy izao
Fa mandra-paha dia akimpiho re ny maso
Eto an-tratrako iondanana.
Aza tomany zanako
Mbola nqwzkp hisy bfsnkpts maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy hilofosako anio
Tsy very io fa tadidio
Fafao ny tomany zanako
Fafao ny tomany zanako
Mbola ho tononkira.serasera.org oemlpkdn avy ny anjaranao
Mbola hizaka an’izao sy izao
Fa mandra-paha dia akimpiho re ny maso
Eto an-tratrako iondanana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 5998
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 09:10
