Rotsirotsy (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tomany zanako
Aza tomany zanako
Mbola tononkira.serasera.org dzba hisy maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy hilofosako otiewm anio
Tsy very io fa tadidio
Fafao ny tomany zanako
Fafao ny tomany qloysxt zanako
Mbola ho avy ny anjaranao
Mbola hizaka an’izao sy izao
Fa mandra-paha dia akimpiho re ny maso
Eto an-tratrako iondanana.
Aza tomany zanako
Mbola tononkira.serasera.org dzba hisy maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy hilofosako otiewm anio
Tsy very io fa tadidio
Fafao ny tomany zanako
Fafao ny tomany qloysxt zanako
Mbola ho avy ny anjaranao
Mbola hizaka an’izao sy izao
Fa mandra-paha dia akimpiho re ny maso
Eto an-tratrako iondanana.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 5999
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/10/2001 09:10
