Ramaloya (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay manako any ambadika any feon’angorodao tononkira.serasera.org ee!!
Miampy korintsana, mitopatopa malefaka
Arahina lamako, velively daba, kidodon-tany ee!!
Mila any i Maloya ry zareo ka samia misikina
Somary milaika tsy dqmrcbv rototra firy kanefa miangola
Fa mody tsotsotra tsy dia be filatro fa midoladola
Arahina tsiky tosiky ny fo ka maharavoravo ee!!
Izy no tfdrcrui Maloya ka handihizo miadana
F’efa latsaka anaty tena lalim-paka ka tonga enfr fanahy
Nandalo sikilôny niampy avandra, fa izy tsy maty
Fanilon’ireo olo-maro voarara tsy hahita masoandro
Izy no Maloya, naterak’i la Reuniô
O Ramaloya! ity aho Ramaloya
Mba ho ento misidina,
Misy ratra tsy sitrana
O Ramaloya! ity aho Ramaloya
Aleveno ao anatin’ny dihy re
Ny lasanay ndrao hanahirana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 11721
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 05/11/2001 09:11