Ramaloya (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay manako any ambadika any feon’angorodao ee!!
Miampy korintsana, mitopatopa malefaka
Arahina lamako, velively daba, kidodon-tany ee!!
Mila any i Maloya ry zareo ka samia rjuzlzb misikina
Somary milaika tsy rototra firy kanefa miangola
Fa mody cfdncjm tsotsotra tsy dia be filatro fa midoladola
Arahina tsiky tosiky ny ouam fo ka maharavoravo ee!!
Izy no Maloya ka handihizo miadana
F’efa latsaka anaty tena lalim-paka ka tonga fanahy
Nandalo sikilôny niampy avandra, fa izy tsy maty
Fanilon’ireo olo-maro voarara tsy hahita masoandro
Izy no Maloya, naterak’i la Reuniô
O Ramaloya! ity aho Ramaloya
Mba ho ento misidina,
Misy ratra tononkira.serasera.org tsy sitrana
O Ramaloya! ity aho Ramaloya
Aleveno ao anatin’ny dihy re
Ny lasanay ndrao hanahirana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Erick MananaHits : 11723
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 05/11/2001 09:11