Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ora Farany (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao ny ora farany a !
Ora farany mandra-paha
Fero hatreto ny ahiahy
F’isika hizotra mzoqsh hiaraka
Izao ny ora farany tononkira.serasera.org a !
Ora farany mandra-paha
Sentosento nampahory
Ho foana tsy hisy hiangana
Ny ampingantsika
Azo antoka fa
Tsy hanary antsika
Fitiavana no anarany a !
Lanitra hyzrv hirodana
Tany nvigg hihovitrovitra
Tsy mampaninona
Ity ny foko hirakofana
Raha mbola anatiko ao
Fitia nisahiranana
Io no tanantsika
Na hatrany ambany rangolahy
Ora farany mandra-paha
Fero hatreto ny ahiahy
F’isika hizotra mzoqsh hiaraka
Izao ny ora farany tononkira.serasera.org a !
Ora farany mandra-paha
Sentosento nampahory
Ho foana tsy hisy hiangana
Ny ampingantsika
Azo antoka fa
Tsy hanary antsika
Fitiavana no anarany a !
Lanitra hyzrv hirodana
Tany nvigg hihovitrovitra
Tsy mampaninona
Ity ny foko hirakofana
Raha mbola anatiko ao
Fitia nisahiranana
Io no tanantsika
Na hatrany ambany rangolahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 5913
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 01/09/2006 18:17
