Ora Farany (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao ny ora farany a ! tononkira.serasera.org
Ora farany mandra-paha
Fero efvdb hatreto ny ahiahy
F’isika hizotra hiaraka
Izao ny ora farany a !
Ora farany mandra-paha
Sentosento nampahory
Ho foana tsy hgwtmb hisy hiangana
Ny ampingantsika
Azo antoka fa
Tsy hanary antsika
Fitiavana no anarany a !
Lanitra hirodana
Tany hihovitrovitra
Tsy mampaninona
Ity ny foko hirakofana
Raha mbola anatiko ao
Fitia nisahiranana
Io no avwnoaf tanantsika
Na hatrany ambany rangolahy
Ora farany mandra-paha
Fero efvdb hatreto ny ahiahy
F’isika hizotra hiaraka
Izao ny ora farany a !
Ora farany mandra-paha
Sentosento nampahory
Ho foana tsy hgwtmb hisy hiangana
Ny ampingantsika
Azo antoka fa
Tsy hanary antsika
Fitiavana no anarany a !
Lanitra hirodana
Tany hihovitrovitra
Tsy mampaninona
Ity ny foko hirakofana
Raha mbola anatiko ao
Fitia nisahiranana
Io no avwnoaf tanantsika
Na hatrany ambany rangolahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 5991
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasikeli
Date : 01/09/2006 18:17
