Lasa aiza ilay zoma? (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa lasa aiza ilay Zoma?
Tsena midadasika
Tsena be iray tsy hanoarana
Eran-tany ny lazany a!

Fa tononkira.serasera.org lasa kklflrhq aiza ilay Zoma?
Tsena be mahoraka
Tsena be tsy lany resaka iny
Tonga gina toa fasana

Foana ywdj tsisy intsony izy
Sady haolo mangingina
Ngazana
Fa madio hono hoe
Nefa tsisy fanahy

Mangatsiaka toa vatam-paty
Tsy ampy tosi-drà
Nitsahatra nitempo llhzucbf teo
Ny fon’ilay TANA
O!Zoma...  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117