Lasa aiza ilay zoma? (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tononkira.serasera.org lasa aiza ilay Zoma?
Tsena midadasika
Tsena be iray tsy hanoarana
Eran-tany ny lazany a!

Fa lasa aiza ilay Zoma?
Tsena be mahoraka
Tsena be tsy lany resaka iny
Tonga gina prlazxa toa fasana

Foana tsisy intsony izy
Sady haolo mangingina
Ngazana
Fa madio qfce hono hoe
Nefa tsisy fanahy

Mangatsiaka toa vatam-paty
Tsy ykyzuse ampy tosi-drà
Nitsahatra nitempo teo
Ny fon’ilay TANA
O!Zoma...  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Erick Manana
Visites : 4159
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rasera
Date : 28/11/2001 13:30
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128