Izay ratranao dia Feriko (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay ratranao dia feriko
Takaitranao no aretiko
Ka n’inon’inona hanjo
Izay lalanao no hizorako
Antsana io na tevana
Tsy ampiova na ampihemotra
Fontsika mifangia
Miala eto tononkira.serasera.org ka hatrary
Veloma lava irony sento tomany
Ireo nofy ratsy tsy nanambina omaly
Tsy irery intsony aho manomboka androany
Sendra ny tiako aho no sady tia smgap ka tsy ho tana
Tsy hay vahana fa mifaningo-paka
Miantra aman’aina ka tsy foiko ho ravana
Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka
Tsy vitan’ny hoe "Tapaho hatreo xvpgpmt io" dia miala!
O qkdcaneh sanatria!
Fitiavanao no mamiko
Fa mamy toy ny taniko
Vimbino tsara fa ho arovako
Raha sendra misy ny tsy to
Fitia tsy nangalarina
Ka omeo lalana izahay fa
Ela niaretana
Fa mba te-ho sambatra
Takaitranao no aretiko
Ka n’inon’inona hanjo
Izay lalanao no hizorako
Antsana io na tevana
Tsy ampiova na ampihemotra
Fontsika mifangia
Miala eto tononkira.serasera.org ka hatrary
Veloma lava irony sento tomany
Ireo nofy ratsy tsy nanambina omaly
Tsy irery intsony aho manomboka androany
Sendra ny tiako aho no sady tia smgap ka tsy ho tana
Tsy hay vahana fa mifaningo-paka
Miantra aman’aina ka tsy foiko ho ravana
Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka
Tsy vitan’ny hoe "Tapaho hatreo xvpgpmt io" dia miala!
O qkdcaneh sanatria!
Fitiavanao no mamiko
Fa mamy toy ny taniko
Vimbino tsara fa ho arovako
Raha sendra misy ny tsy to
Fitia tsy nangalarina
Ka omeo lalana izahay fa
Ela niaretana
Fa mba te-ho sambatra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 45479
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rasera
Daty : 11/12/2001 13:30
