Izay ratranao dia Feriko

Lohateny Izay ratranao dia Feriko
Nampiditra lapino
Tamin'ny 23/04/2007 15:26
Vangy : 763

     C#m          B   E
Izay ratranao dia feriko
  C#m           B   E
Takaitranao no aretiko
   F#m       G#m   A
Ka n'inon'inona hanjo
      B7              E
Izay lalanao no hizorako
G#                C#m
Hantsana io na tevana
         D
Tsy hampiova na hampihemotra
              A
Fontsika mifangia
                  E
Miala eto ka hatrary


       C#m                F#
Veloma lava irony sento tomany
          C#m                  F#
Ireo nofy ratsy tsy nanambina omaly
            Bm                       E
Tsy irery intsony aho manomboka androany
          Bm                              E
Sendra ny tiako aho no sady tia ka tsy ho tana
          C#m               F#
Tsy hay vahana fa mifaningo-paka
             C#m                    F#
Mihatra aman'aina ka tsy foiko ho ravana
           Bm                   E
Fitiavana io fa tsy mba tady ma'zaka
             Bm                           E
Tsy vitan'ny hoe "Tapaho hatreo io" dia miala!
      F#
O sanatria!



Fitiavanao no mamiko

Fa mamy toy ny taniko

Vimbino tsara fa ho arovako

Raha sendra misy ny tsy to

Fitia tsy nangalarina

Ka omeo lalana izahay fa

Ela niaretana

Fa mba te-ho sambatra

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095