Ho andriko (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho andriko e
Na haniry lomotra aza ny foko re
Na hatrany am-pasana aza ho andrasako e
Mbola hiverina ianao fa fantatro e
Ho andriko e
Ho avelako hifandimby ny volana e
Hivadika ny taona tsy olana e
Fantaro fa izaho tsy hionona e
Ny fiverenanao no antony iaretako izao
Tsy fidiny ahy fa wmsluby mbola tia anao
Aza avela hangaina aho fa miandry anxuma anao
Ny fiverenanao lwqbpv no antony iaretako izao
Tsy fidiny ahy fa mbola tia tononkira.serasera.org anao
Aza avela hangaina aho fa miandry anao
Ho andriko e
Na haniry lomotra aza ny foko re
Na hatrany am-pasana aza ho andrasako e
Mbola hiverina ianao fa fantatro e
Ho andriko e
Ho avelako hifandimby ny volana e
Hivadika ny taona tsy olana e
Fantaro fa izaho tsy hionona e
Ny fiverenanao no antony iaretako izao
Tsy fidiny ahy fa wmsluby mbola tia anao
Aza avela hangaina aho fa miandry anxuma anao
Ny fiverenanao lwqbpv no antony iaretako izao
Tsy fidiny ahy fa mbola tia tononkira.serasera.org anao
Aza avela hangaina aho fa miandry anao
Ho andriko e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 4579
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/10/2002 14:30
