Ho andriko (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho andriko e
Na haniry lomotra aza ny foko re
Na hatrany am-pasana aza ho andrasako e
Mbola hiverina ianao fa fantatro e
Ho othlfhwd andriko e
Ho avelako gcskpe hifandimby ny volana e
Hivadika ny taona tsy tononkira.serasera.org olana e
Fantaro fa izaho tsy hionona e
Ny fiverenanao no antony iaretako izao
Tsy fidiny ahy fa mbola tia anao
Aza avela hangaina aho fa miandry anao
Ny fiverenanao no antony iaretako izao
Tsy fidiny ahy fa mbola tia anao
Aza avela hangaina aho fa xuyznjux miandry anao
Ho andriko e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Erick Manana
Visites : 4578
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 15/10/2002 14:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318