'Zaho Mino (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Zaho Mino
‘Zaho mino
Fa Ianao ilay maty nisolo rskhg ny heloko
‘Zaho mino
Fa Ianao vfpg nitsagana ho porofo
Fa resinao, resinao ny fasana
‘Zaho bnasqpo mino Anao tononkira.serasera.org
Andriamanitra velona
‘Zaho mino
Fa ny rà nalatsakao no avotray
‘Zaho mino
Fa noho Ianao, voavonjy izahay
‘Zaho mino
Fa Ianao ilay maty nisolo rskhg ny heloko
‘Zaho mino
Fa Ianao vfpg nitsagana ho porofo
Fa resinao, resinao ny fasana
‘Zaho bnasqpo mino Anao tononkira.serasera.org
Andriamanitra velona
‘Zaho mino
Fa ny rà nalatsakao no avotray
‘Zaho mino
Fa noho Ianao, voavonjy izahay
--------
Rohy:
