'Zaho Mino (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Zaho Mino
‘Zaho mino
Fa Ianao ilay maty nisolo ny yvpzn heloko
‘Zaho mino
Fa Ianao nitsagana ho porofo omklar
Fa resinao, resinao ny fasana
‘Zaho mino Anao yvunhlce
Andriamanitra velona
‘Zaho mino
Fa ny rà tononkira.serasera.org nalatsakao no avotray
‘Zaho mino
Fa noho Ianao, voavonjy izahay
‘Zaho mino
Fa Ianao ilay maty nisolo ny yvpzn heloko
‘Zaho mino
Fa Ianao nitsagana ho porofo omklar
Fa resinao, resinao ny fasana
‘Zaho mino Anao yvunhlce
Andriamanitra velona
‘Zaho mino
Fa ny rà tononkira.serasera.org nalatsakao no avotray
‘Zaho mino
Fa noho Ianao, voavonjy izahay
--------
Link:
