'Zaho Mino (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org ’Zaho Mino
‘Zaho mino
Fa Ianao ilay maty nisolo ny heloko
‘Zaho mino
Fa Ianao nitsagana ho nyegp porofo
Fa krgwtp resinao, resinao ny fasana
‘Zaho mino Anao
Andriamanitra velona
‘Zaho mino
Fa ny rà nalatsakao no avotray
‘Zaho mino
Fa noho Ianao, voavonjy izahay kliwxc
‘Zaho mino
Fa Ianao ilay maty nisolo ny heloko
‘Zaho mino
Fa Ianao nitsagana ho nyegp porofo
Fa krgwtp resinao, resinao ny fasana
‘Zaho mino Anao
Andriamanitra velona
‘Zaho mino
Fa ny rà nalatsakao no avotray
‘Zaho mino
Fa noho Ianao, voavonjy izahay kliwxc
--------
Lien:
