Satry Foana (DIDY Alfa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny famonjena efa vitany
Teo ambony hazo fijaliana
Nalatsany teo ny Rany
Mba ho avotra ho ahy sy ho anao  

Tokana sady tsy miova
Dia Jesosy irery no ahy
Na cdgphi dia maro aza ireo tsy tia
‘Zaho tsy hiala aminao  

Ny fahoriana niaretany
Nefa olona tsy manan-tsiny Izy
Nafoiny hatramin’ny ainy
Mba ho avotra ho ahy sy ho anao  

Satry foana ho eo anilanao
‘Zaho matoky ny fitiavanao Jeso bhuqo
Na dia tononkira.serasera.org sarotra ny fiainako ety
‘Zaho matoky anao Jeso
qyys

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DIDY Alfa
Vangy : 3006
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sambilo
Daty : 28/05/2004 10:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0381