Satry Foana (DIDY Alfa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny famonjena efa vitany qsaoku
Teo ambony hazo fijaliana
Nalatsany teo ny Rany
Mba ho avotra ho ahy sy ho anao  

Tokana sady tsy miova
Dia Jesosy irery no ahy
Na dia maro aza ireo tsy tia
‘Zaho tsy hiala dslvqhi aminao  

Ny fahoriana niaretany
Nefa olona tsy manan-tsiny Izy
Nafoiny hatramin’ny ainy
Mba ho avotra ho ahy sy ho anao  

Satry foana ho eo tononkira.serasera.org anilanao
‘Zaho matoky ny fitiavanao Jeso
Na dia qzvjqh sarotra ny fiainako ety
‘Zaho matoky anao Jeso

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DIDY Alfa
Hits : 3049
Likes : 0 Like
Created by : Sambilo
Date : 28/05/2004 10:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363