Satry Foana (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny famonjena efa vitany
Teo ambony hazo fijaliana
Nalatsany teo ny Rany
Mba ho avotra ho ahy sy ho anao txtglx
Tokana sady tsy gnmx miova
Dia Jesosy irery tononkira.serasera.org no ahy
Na dia maro aza ireo tsy tia
‘Zaho tsy hiala aminao
Ny fahoriana niaretany
Nefa olona tsy manan-tsiny Izy
Nafoiny hatramin’ny ainy
Mba ho avotra ho ahy sy ho nomjrc anao
Satry foana ho eo anilanao
‘Zaho matoky ny fitiavanao Jeso
Na dia sarotra ny fiainako ety
‘Zaho matoky anao Jeso
Teo ambony hazo fijaliana
Nalatsany teo ny Rany
Mba ho avotra ho ahy sy ho anao txtglx
Tokana sady tsy gnmx miova
Dia Jesosy irery tononkira.serasera.org no ahy
Na dia maro aza ireo tsy tia
‘Zaho tsy hiala aminao
Ny fahoriana niaretany
Nefa olona tsy manan-tsiny Izy
Nafoiny hatramin’ny ainy
Mba ho avotra ho ahy sy ho nomjrc anao
Satry foana ho eo anilanao
‘Zaho matoky ny fitiavanao Jeso
Na dia sarotra ny fiainako ety
‘Zaho matoky anao Jeso
--------
Lien:
