O TAFIO (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O TAFIO
Ny nofonay malemy
Ka mora andairan’ny fakam-panahy
Vokiso teny soa
Teny soa mahafaly avy aminao
Ny nofonay malemy
Ka tsy afaka hiady amin’ny fiainana
Ka mila fanafody Hanasitrana ity rofy amin’ny fiainana
O! tafio ny herinao tokoa aho tononkira.serasera.org Ray: cflakz
Ho afaka tokoa
Hiady ami’ny ady sarotra cqahhcqw
Nangeja ahy tokoa
Hitalahoako mafy aminao
Ho afaka tokoa, burpobi ho afaka tokoa
Ho afaka tokoa
Ny nofonay malemy
Ka mora andairan’ny fakam-panahy
Vokiso teny soa
Teny soa mahafaly avy aminao
Ny nofonay malemy
Ka tsy afaka hiady amin’ny fiainana
Ka mila fanafody Hanasitrana ity rofy amin’ny fiainana
O! tafio ny herinao tokoa aho tononkira.serasera.org Ray: cflakz
Ho afaka tokoa
Hiady ami’ny ady sarotra cqahhcqw
Nangeja ahy tokoa
Hitalahoako mafy aminao
Ho afaka tokoa, burpobi ho afaka tokoa
Ho afaka tokoa
--------
Rohy:
