O TAFIO (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O TAFIO
Ny nofonay malemy
Ka mora andairan’ny fakam-panahy
Vokiso teny soa
Teny soa mahafaly avy aminao
Ny nofonay malemy
Ka tsy afaka hiady amin’ny fiainana
Ka mila fanafody Hanasitrana ity rofy amin’ny ayskb fiainana
O! tafio ny herinao tokoa aho Ray: czco
Ho afaka tokoa
Hiady ami’ny ady sarotra
Nangeja ahy tokoa
Hitalahoako mafy aminao tononkira.serasera.org
Ho afaka tokoa, ho afaka tokoa
Ho afaka tokoa szzqxl
Ny nofonay malemy
Ka mora andairan’ny fakam-panahy
Vokiso teny soa
Teny soa mahafaly avy aminao
Ny nofonay malemy
Ka tsy afaka hiady amin’ny fiainana
Ka mila fanafody Hanasitrana ity rofy amin’ny ayskb fiainana
O! tafio ny herinao tokoa aho Ray: czco
Ho afaka tokoa
Hiady ami’ny ady sarotra
Nangeja ahy tokoa
Hitalahoako mafy aminao tononkira.serasera.org
Ho afaka tokoa, ho afaka tokoa
Ho afaka tokoa szzqxl
--------
Link:
